Lasa (Poopy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manina, mahatsiaro ireo ora niarahana
manina, mangingina fa tsy eo anilanao
Lasa ianao, izay vao tsapany ny tokony ho natao
Lasa ianao, tsy nahafantatra akory f’izy tia anao
Nenina tsy mba nanararaotra ny anilanao
Hanehoany amim-pomba rehetra f’izy tia anao
lasa ianao vao tsaroany fa tena tsy misy lanjany
No azonao fa satria izy diso matin’ny avonavony
Nenina no nameno ny fony isa-minitra
Nenina, azon’inona hono no nila nioe kisa
Lasa ianao izay vao fantany fa izay nolazainy anao
Tsy vcdmlhgd mahafaritra ny haben’ny fitiavana xunzulir anatiny ao
Tena tiany ianao
Lasa tsy hay izay mbola hiafarana
Lasa tsy hita sa izay no vita
Lasa tsy hay na mbola hiverina
Kaikerin’ny nenina
Sady manantena mbola hahita anao
Amin’izay ny ao am-pony hiantso anao isa-minitra
tsy tononkira.serasera.org nisy izay andro iray tsy hanehoany amin’ny sisa
Fa ianao no tiany mihoatra noho izay noheverinao
Lasa ianao
Izy miandry anao kanefa tsy hay
Fa lasa ianao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : PoopyVisites : 5768
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Heriniaina
Date : 21/10/2001 23:10