IRAY + IRAY (Poopy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sendra nandalo anie aho tamin’izay
Nivezivezy fa tokana iray
Tampoka teo toa reko avy any aminao
Hazavana, hafanana, hatsarana
Sendra nandalo ianao tamin’izay
Nifanojo ny mason-tsika
Nientana iray ny fo sy fanahy
Toa tsaroako tsy afaka an-doha
Tsy nisy nanam-po rqaehje izaho sy ianao
Fa nifanojo dia aho eto izao
Vonona hiaraka fa tia
Ka ny faniriana ho armkwhmg doria
Tonga tsy nantsoina avy ao anatiko ao
Misy hery tononkira.serasera.org iray itiavako anao
Sitraky ny Ray fa ho antsika amin’izay
Ny hitambatra ho olona iray
Reko fa nanoina ilay antsonao
Ny bitsika kiluk manginan’ny foko
Tsy haiko nolavina fa hery iray
Izay nandresy ireo ahiahy
(1994)
Auteurs: POOPY & RICKY
Compositeur: Ranarivelo Solofo
Nivezivezy fa tokana iray
Tampoka teo toa reko avy any aminao
Hazavana, hafanana, hatsarana
Sendra nandalo ianao tamin’izay
Nifanojo ny mason-tsika
Nientana iray ny fo sy fanahy
Toa tsaroako tsy afaka an-doha
Tsy nisy nanam-po rqaehje izaho sy ianao
Fa nifanojo dia aho eto izao
Vonona hiaraka fa tia
Ka ny faniriana ho armkwhmg doria
Tonga tsy nantsoina avy ao anatiko ao
Misy hery tononkira.serasera.org iray itiavako anao
Sitraky ny Ray fa ho antsika amin’izay
Ny hitambatra ho olona iray
Reko fa nanoina ilay antsonao
Ny bitsika kiluk manginan’ny foko
Tsy haiko nolavina fa hery iray
Izay nandresy ireo ahiahy
(1994)
Auteurs: POOPY & RICKY
Compositeur: Ranarivelo Solofo
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : PoopyVisites : 7142
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Naly Randria
Date : 24/11/2001 08:13
