Gasy (Poopy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Gasy e.... Izay mikakatsaka ny Tsara a.
Gasy e....Iray ihany tsy mizarazara a
Aza simbana ny maha malagasy
Aza simbana amin’ny fanahy ratsy ,
Aoka tsy hiady f’iray ihany ity nosy,
Na samihafa fomfomba tsy mitovy.
Dia fihavanana, fifankatiavana,
No ahanfantarana ny tena malagasy,
Ny fahendreny koa tsy manam-paharoa,
Tsy mahamenatra ny maha malagasy
Iray ihany rehefa malagasy,
Iray aina ary koa iray vatsy, tononkira.serasera.org
Aoka tsy loko no avela ampizara,
Fa malagasy mikatsaka ny tsara. sztqcoiz kxygss waznqnj

--------
Lien:
Commentaires
jaiham
(
11/05/2018 13:08)
tiko be ty hira ty, miaro ny maha malagasy antsika e
jaiham
(
11/05/2018 13:24)
tiko be ty hira ty, miaro ny maha malagasy antsika e
zah mb te itélécharge anaz io f saingy itako ze hanaovan az e
zah mb te itélécharge anaz io f saingy itako ze hanaovan az e