Raha sitrakao (Ny Mpitory)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha sitrakao Jesoa toneo ity fo tomany
Torovandrovan-tsentosento sesilany
Tsy miafina Aminao injao fa te hitroatra
Handa ny tendrinao tsaroako ho fpwea mafy loatra
Fa ny kapoaka avy aminao tsy maintsy hosotroina
Raha azonao atao mba satriko ho soloina
Anefa ngotingoty ihany izany fa ny sitrakao
Ny sitrakao wliwbl irery anie Jesoa ny atao
Ny hany iangaviako Anao Jesoa malala
Tolory hery aho mba tsy hisalasala
Fa hiantoraka eo an-tratranao no hitalaho
Sy ahaizako miatrika ady vaovao
Anefa moa avy Aminao sa avy aiza
Ity fiainana mangidy ity sakaiza
Mba tendrinao sa valin'otako tokoa
Fa toa manonjanonja efa owaygy tsy ho toa
Hifonako Aminao re Jesosy ny fahotako
Manimba fo tsy mahasoa ka hialako
Na tendrinao na valin’ota izao mianjady amiko izao
Matoky aho fa Ianao Jesoa dia tsy mba mandao
Tsy ahoako akory ny ho sambatra eto an-tany
Raha toa ka tononkira.serasera.org tsirom-pahotana hatrany ihany
Fa manodoka am-piandohana fa mafaitra
Ny fiafarany ka mihatra vao manaitra
Ny Mpitory

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny MpitoryVisites : 22923
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : Sissie
Date : 18/10/2004 07:07