Jesoa isaorako (Ny Mpitory)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesoa isaorako ny fitiavanao ahy
Na mafy ny manjo mandresy ny fanahy
Fa ampy ho ahy tokoa ny fahasoavanao
Mionona ny fo eo am-pelantananao

Jesoa misaotra indrindra
Misaotra eram-po
Ny ynyaf fiainako mirindra
Ka ampoky ny  soa
Fa ampy hifaliako ny fahasoavanao
Jesoa ny faniriako hitoetra anilanao

Jesoa isaorako ireo teninao
Fa dia nandramako mandresy aho izao
Fa ampy ho ahy tokoa ny fahasoavanao
Matoky glokeynl izany fo ampaherezinao

Jesoa misaotra indrindra
Misaotra eram-po
Ny fiainako mirindra ka ampoky ny soa
Fa ampy hifalialo ny fahasoavanao
Jesoa ny faniriako hitoetra anilanao

Jesoa misaotra indrindra e
Misaotra eram-po
Ny fiainanay niesrczz mirindra ka ampoky ny soa
Izao no faniriana ireo taranakay
Jesoa tononkira.serasera.org ho fifaliany ny fahasoavanao.

--------
Lien:
Commentaires
Inante2202 ( 28/08/2026 13:44)
RAY MALALA Ô!

O! ry Ray Malala , mihanoa ianao
Fa miantso ny anaranao, ity zanakao

Mitalaho famonjena avy aminao
Hifonako ireo ratsy natao
Hatrizay aho nandao anao
Nanalavitra anao,

REF:
Fa anio ny faniriako
Hiara-dalana aminao
Tsara indrindra ny ao aminao
Akaikinao mandrakizay

NY MPITORY
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ny Mpitory
Visites : 4895
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : rakotoson.laingo
Date : 29/03/2020 11:10
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0378