O nahoana re (Ny Mpitory)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
O nahoana tononkira.serasera.org re no manjoretra
sa ny fahoriana tsisy fetra.
Moa tsy henonao ve ny antso feno scvfuzb toky
Manantòna fa havotako.
O nahoana re no toa mifaly
nefa ny fanahinao mijaly.
Entinao mihosin'amim-pahotana
Handrandrao izay hiafarana.
Na dia sendra ady sarotra aza
dia manantena ny qfgjdo fandresena.
Na heverinao fa ady tsy sahaza
Iantao ilay mpamonjinao.
Isan'andininy :
Mbola miantso anao anie Jesosy
ry olo-manam-piaina-mikorosy.
Tsy ny marina anie no antsoiny
fa ireo mpanota tsy afoiny.
Hody ihany ve tsy hanadiva
Aza miandry ny nkab andro ho hariva.
Fa ho neninao ny hatak'andro lava
raha tonga ny andro farany.
sa ny fahoriana tsisy fetra.
Moa tsy henonao ve ny antso feno scvfuzb toky
Manantòna fa havotako.
O nahoana re no toa mifaly
nefa ny fanahinao mijaly.
Entinao mihosin'amim-pahotana
Handrandrao izay hiafarana.
Na dia sendra ady sarotra aza
dia manantena ny qfgjdo fandresena.
Na heverinao fa ady tsy sahaza
Iantao ilay mpamonjinao.
Isan'andininy :
Mbola miantso anao anie Jesosy
ry olo-manam-piaina-mikorosy.
Tsy ny marina anie no antsoiny
fa ireo mpanota tsy afoiny.
Hody ihany ve tsy hanadiva
Aza miandry ny nkab andro ho hariva.
Fa ho neninao ny hatak'andro lava
raha tonga ny andro farany.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny MpitoryVisites : 1248
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : H.A.J.
Date : 02/05/2022 22:06
