Hihira isika (Ny Antsafia)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Raha ny hirahira tsy ho lany
Raha toa ho entinao hiderana
Hankafiziko fa tena mamy
Hilaza ny hafaliana sy hatsaràna

Mendrika Azy koa angamba ireny
Ho valin’ny fitia efa nomeny
Ka hihira isika ho tbwxq an’Andriamanitra
Tolorantsika voninahitra

2-Ny hira anefa hafatra ho anao,
Mety ho fananarana indaindray
Hitondra lesom-piainana vaovao
Toriteny avy amin’ilay Ray

Fa ny antsika aloha hamalifaly
Hanadinoina eeacu ny olana omaly
Ka hihira isika ho an’Andriamanitra
Tolorantsika voninahitra

Fiverenana:
Ka aleo efok mihira ho fiderana
Ry Tompo ô, hihira tononkira.serasera.org izahay Hankalazana
Tsy haniratsira, tsy ho hadalàna
O !asandrato ny Aleloia sy ny hosanna

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ny Antsafia
Visites : 1526
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : NYANTSAFIA
Date : 18/11/2017 08:40
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0334