Hihira isika (Ny Antsafia)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Raha ny hirahira tsy ho lany
Raha toa ho xaypzs entinao hiderana
Hankafiziko fa tena mamy
Hilaza ny hafaliana sy dvmusyze hatsaràna
Mendrika Azy koa angamba ireny
Ho valin’ny tononkira.serasera.org fitia efa nomeny
Ka hihira isika jmwxajds ho an’Andriamanitra
Tolorantsika voninahitra
2-Ny hira anefa hafatra ho anao,
Mety ho fananarana indaindray
Hitondra lesom-piainana vaovao
Toriteny avy amin’ilay Ray
Fa ny antsika aloha hamalifaly
Hanadinoina ny olana omaly
Ka hihira isika ho an’Andriamanitra
Tolorantsika voninahitra
Fiverenana:
Ka aleo mihira ho fiderana
Ry Tompo ô, hihira izahay Hankalazana
Tsy haniratsira, tsy ho hadalàna
O !asandrato ny Aleloia sy ny hosanna
Raha toa ho xaypzs entinao hiderana
Hankafiziko fa tena mamy
Hilaza ny hafaliana sy dvmusyze hatsaràna
Mendrika Azy koa angamba ireny
Ho valin’ny tononkira.serasera.org fitia efa nomeny
Ka hihira isika jmwxajds ho an’Andriamanitra
Tolorantsika voninahitra
2-Ny hira anefa hafatra ho anao,
Mety ho fananarana indaindray
Hitondra lesom-piainana vaovao
Toriteny avy amin’ilay Ray
Fa ny antsika aloha hamalifaly
Hanadinoina ny olana omaly
Ka hihira isika ho an’Andriamanitra
Tolorantsika voninahitra
Fiverenana:
Ka aleo mihira ho fiderana
Ry Tompo ô, hihira izahay Hankalazana
Tsy haniratsira, tsy ho hadalàna
O !asandrato ny Aleloia sy ny hosanna
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny AntsafiaVangy : 1425
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : NYANTSAFIA
Daty : 18/11/2017 08:40
