Fanekena (Ny Antsafia)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô, tsy twbjzn mendrika ny upjo atao hoe zanakao aho kanefa hoy Ianao hoe:
Izay manatona Ahy tsy mba laviko mihintsy (Jao 6:37)
Andriamanitra ô!
Mivalo izahay
Fa tsy mendrika
Ny atao tononkira.serasera.org hoe zanakao
Diso taminao,
zahay olonao
Ka meteza re,
ihaino anay nfjq Ianao (Bis)
Fiverenana
Ry Jesô Tompo ô!
Inty aho maditranao
Mahatsiaro menatra
Eo anatrehanao
Ry Jesô Tompo ô!
Inty aho maditranao
Fa manolotena aho ny
Ho mpanomponao
2- Tompo ô!
Inty aho fa vonona
Ka mba raiso re
ho mpanaradia Anao
Fantatro fa Ianao no fiainako
Ka hiova aho mba ho fanilonao
Fiverenana
Ry Jesoa Tompo ô…
Fa manolotena aho ny ho mpanomponao
Izay manatona Ahy tsy mba laviko mihintsy (Jao 6:37)
Andriamanitra ô!
Mivalo izahay
Fa tsy mendrika
Ny atao tononkira.serasera.org hoe zanakao
Diso taminao,
zahay olonao
Ka meteza re,
ihaino anay nfjq Ianao (Bis)
Fiverenana
Ry Jesô Tompo ô!
Inty aho maditranao
Mahatsiaro menatra
Eo anatrehanao
Ry Jesô Tompo ô!
Inty aho maditranao
Fa manolotena aho ny
Ho mpanomponao
2- Tompo ô!
Inty aho fa vonona
Ka mba raiso re
ho mpanaradia Anao
Fantatro fa Ianao no fiainako
Ka hiova aho mba ho fanilonao
Fiverenana
Ry Jesoa Tompo ô…
Fa manolotena aho ny ho mpanomponao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny AntsafiaVisites : 2129
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : nyantsafia
Date : 07/12/2015 21:55
