Fanekena (Ny Antsafia)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô,  tsy mendrika ny atao hoe zanakao aho kanefa hoy Ianao hoe:
Izay manatona Ahy tsy mba laviko mihintsy  (Jao 6:37)

Andriamanitra ô!
Mivalo izahay
Fa tsy mendrika
Ny atao hoe zanakao
Diso taminao,
zahay olonao
Ka meteza re,
ihaino anay Ianao  (Bis)

Fiverenana
Ry Jesô Tompo ô!
Inty aho maditranao
Mahatsiaro menatra
Eo anatrehanao
Ry Jesô Tompo ô!
Inty aho maditranao
Fa manolotena aho ny
Ho mpanomponao

2- Tompo ô!
Inty aho fa vonona
Ka mba raiso re
ho mpanaradia Anao
Fantatro fa Ianao no fiainako
Ka hiova aho mba ho fanilonao

Fiverenana
Ry Jesoa Tompo ô…
Fa manolotena aho ny ho mpanomponao
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Ny Antsafia
Hits : 1673
Likes : 1 Like
Created by : nyantsafia
Date : 07/12/2015 21:55
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0793