Andro hafa (Njila)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andro hafa noho ireo efa niainanao
Ilay fotoana iavian’ny Mpamonjy ety
HO tononkira.serasera.org sahy eqtr hiandrandra hibanjina ny lanitra
Sa hiondrika hiery ilay fijeriny ?

Ireo famantarana efa tsapanao ve usnnmfl ?
Manambara ocymv tokoa fa ho avy izy izao
Avelao izay rehetra misakana anao
Tsy hahavonona anao anio

Fiv (in-2)
Saino re raha mandre ireo teny manambara hoe
Efa akaiky izy izao
Miomana ianao
Mendrika ve ny toetranao ?

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Njila
Visites : 22012
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 06/09/2002 14:19
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0123