Andro hafa (Njila)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andro tononkira.serasera.org hafa noho ireo efa niainanao
Ilay fotoana iavian’ny Mpamonjy ety
HO sahy hiandrandra hibanjina ny lanitra
Sa hiondrika hiery ilay fijeriny jmxvs ?
Ireo famantarana efa tsapanao ve ?
Manambara tokoa fa vzrf ho avy izy izao
Avelao izay dphaqy rehetra misakana anao
Tsy hahavonona anao anio
Fiv (in-2)
Saino re raha mandre ireo teny manambara hoe
Efa akaiky izy izao
Miomana ianao
Mendrika ve ny toetranao ?

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NjilaVangy : 21850
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 06/09/2002 14:19