ANDRASO AHO (Njila)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andraso any aho raha ho any ianao
Rehefa avy eo
Tsy tiako ny mandeha irery
Fa be mantsy ireo mpanadala
Rehefa mandalo bandibandy
Mpanadala isika
Dia mody sakambinò aho
Ka arovy fa anabavinao
Ny sljexrv lalana mandeha any
Dia feno andiana bandy
Tsy sahiko ny handeha ho any
awnwttz K’andraso aho hanaraka anao
m m m m m
Lavin-toerana loatra moa
’Zay havako izay
Tsy azo antoka loatra
Ny lalana mandeha any
Rehefa hariva indray ny andro
Rehefa avy any aho
Mangingina avokoa
Mampahatahotra ny elakelan-trano
’Lay tiako any lavitra any
Tsy mety manatitra ahy
Matahotry ny voatenin’
Ny Ray aman-dReniny
Andrasako eto ianao rehefa avy eo
Rehefa avy any aho
Avy eo dia tononkira.serasera.org hiaraka indray
Rehefa samy avy tany isika
isvjz Ny lalana mandeha any
.......
NJILA
Rehefa avy eo
Tsy tiako ny mandeha irery
Fa be mantsy ireo mpanadala
Rehefa mandalo bandibandy
Mpanadala isika
Dia mody sakambinò aho
Ka arovy fa anabavinao
Ny sljexrv lalana mandeha any
Dia feno andiana bandy
Tsy sahiko ny handeha ho any
awnwttz K’andraso aho hanaraka anao
m m m m m
Lavin-toerana loatra moa
’Zay havako izay
Tsy azo antoka loatra
Ny lalana mandeha any
Rehefa hariva indray ny andro
Rehefa avy any aho
Mangingina avokoa
Mampahatahotra ny elakelan-trano
’Lay tiako any lavitra any
Tsy mety manatitra ahy
Matahotry ny voatenin’
Ny Ray aman-dReniny
Andrasako eto ianao rehefa avy eo
Rehefa avy any aho
Avy eo dia tononkira.serasera.org hiaraka indray
Rehefa samy avy tany isika
isvjz Ny lalana mandeha any
.......
NJILA
--------
Lien:
