ANDRASO AHO (Njila)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andraso any aho raha ho any ianao
Rehefa avy eo
Tsy tiako ny mandeha irery
Fa be mantsy ireo mpanadala

Rehefa mandalo bandibandy
Mpanadala isika
Dia mody sakambinò aho
Ka arovy fa anabavinao

            Ny lalana mandeha any
            Dia feno andiana bandy
            Tsy sahiko ny handeha ho any
            K’andraso aho hanaraka anao

m m m m m

Lavin-toerana loatra moa
’Zay havako izay
Tsy azo antoka loatra
Ny lalana mandeha any

Rehefa hariva indray ny andro
Rehefa avy any aho
Mangingina avokoa
Mampahatahotra ny elakelan-trano

       fshgizw      ’Lay tiako any lavitra any
        tononkira.serasera.org     Tsy mety manatitra ahy
            Matahotry ny voatenin’
            Ny Ray aman-dReniny

Andrasako eto ianao rehefa avy eo
Rehefa avy any aho
Avy eo dia hiaraka indray
Rehefa samy avy tany isika

       dljzpfxv       Ny lalana mandeha any
     rraeugq         .......

                                   NJILA

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Njila
Hits : 5920
Likes : 0 Like
Created by : Linah D
Date : 10/07/2003 09:27
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0569