Samy misy mpankafy (Nina's)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsika olom-belo namboarin-jagnahary ambony tany ity e
Samy manana ny endriny sy bikany tsirairay
Misy ny lavalava ao ko ny foifoy
Ngezangez misy ko mahihia
Samy tsara daholo tsy ratsy samy misy mpakafy

Ao ireo maintimainty fotsifotsy ary ireo zarazara
Ny volo misy ny ngita olioly ary koa ny malama
Aoka ianao mba hifaly isaory koa ilay nahary,fa ianao anie ka tsy manam-paharoa
Fa izay tsy tia ny tenany iany iza no tia azy koa

REFREIN:
Na lava na fohy,na ngeza na mahia
Fijerinao no maharatsy sy mahatsara azy
Na mainty na fotsy na ngita na malama
Ianao ramse na ko ianao madama

Tsy misy olona rats zn e,io no zava-dehibe
F'izay tiana ihany no mitombo tarehy

     Raha izaho alo de faly manana ntenak aho
Io no efa nomena ahy
Hatrizay k'atrizao
Tsy hiala amiko mandrakizay
Asa enao ko ra mb ôtr'ahy
Tsy misy mampanahy

Aoka ianao mba hifaly......

REFREIN
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Nina's
Visites : 8619
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Ain2
Date : 15/01/2017 08:30
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6727