Ampidiro aloha ny tenimiafina
Samy misy mpankafy (Nina's)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsika olom-belo namboarin-jagnahary ambony tany ity e
Samy manana ny endriny nycy sy bikany tsirairay
Misy ny lavalava ao ko ny foifoy
Ngezangez misy ko mahihia
Samy tsara daholo tsy ratsy samy misy mpakafy
Ao ireo maintimainty fotsifotsy ary ireo gcueeupc zarazara
Ny volo misy ny ngita olioly ary koa ny malama
Aoka tononkira.serasera.org ianao mba hifaly isaory koa ilay nahary,fa ianao anie ka tsy manam-paharoa
Fa izay tsy tia ny tenany iany iza no tia azy koa
REFREIN:
Na lava na fohy,na ngeza na mahia
Fijerinao no maharatsy sy mahatsara azy
Na mainty na fotsy na ngita na malama
Ianao ramse na ko ianao madama
Tsy misy olona rats zn e,io no zava-dehibe
F'izay tiana ihany no mitombo tarehy
okybs Raha izaho alo de faly manana ntenak aho
Io no efa nomena ahy
Hatrizay k'atrizao
Tsy hiala amiko mandrakizay
Asa enao ko ra mb ôtr'ahy
Tsy misy mampanahy
Aoka ianao mba hifaly......
REFREIN

--------
Link: