Tsy hita izay hatao (NELLY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
baqiw Asa ho aho ity fiainana ity,
Toa mahagaga,
Androany ianao toa faly,
rahampitso toa malahelo.
Fiv: Ao ireo mijaly mitomany,
Ao ireo tafita falifaly
Aiza no misy ahy sy ianao?
ftvzbam kmvyv Iza no anjarako sy anjaranao?
Ny tononkira.serasera.org tiana mampijaly,
Ny tsy tiana eny ihany,
Asa izay ho anjara,
Asa izay iafarana.
Fiv:
Ny hany teniko dia izao:
Maisa mafy amin’izay
Mba hahazoanao izay iriana,
Ka tsy anenenana any aoriana.
Toa mahagaga,
Androany ianao toa faly,
rahampitso toa malahelo.
Fiv: Ao ireo mijaly mitomany,
Ao ireo tafita falifaly
Aiza no misy ahy sy ianao?
ftvzbam kmvyv Iza no anjarako sy anjaranao?
Ny tononkira.serasera.org tiana mampijaly,
Ny tsy tiana eny ihany,
Asa izay ho anjara,
Asa izay iafarana.
Fiv:
Ny hany teniko dia izao:
Maisa mafy amin’izay
Mba hahazoanao izay iriana,
Ka tsy anenenana any aoriana.
--------
Lien:
