Tsy hita izay hatao (NELLY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Asa ho aho ity fiainana ity,
Toa mahagaga,
Androany ianao toa faly,
rahampitso toa malahelo.
     Fiv: Ao ireo mijaly mitomany,
             Ao ireo tafita falifaly
      xyqmas        Aiza no misy ahy sy ianao?
            rqwsp  Iza no anjarako sy anjaranao?
Ny tiana mampijaly,
Ny tsy tiana eny ihany,
Asa izay eqvau ho anjara,
Asa izay iafarana.
     Fiv:
Ny hany teniko dia izao:
Maisa mafy tononkira.serasera.org amin’izay
Mba hahazoanao izay iriana,
Ka tsy anenenana any aoriana.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : NELLY
Hits : 2116
Likes : 0 Like
Created by : Rainimala
Date : 02/10/2006 17:42
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1997