- Aoka hoavy izay hoavy - (Naly Rakotofiringa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
- Aoka ho avy izay hoavy -
Ludger A. & Bako


Zaza iray indray andro izay
Ta_ny ho any mba nanontany
Izay hiafarany ; eto an-tany
Itoy izao no reny hoe :

« Aoka hoavy izay hoavy
Ny ampitso tsy hoela akory
Rahamisy manorisory
ao an-tsaina no esory »
Aoka hoavy izay hoavy

Efa lehibe ilay zaza teo
Dia mba te-handre ako na feo
Hilaza ihany iza hiafarany
izao no reny hoe :

« Aoka hoavy izay hoavy
Ny ampitso tsy hoela akory
Rahamisy manorisory
ao an-tsaina no esory »

🎶 🎵 🎶

« Aoka hoavy izay hoavy
Ny ampitso tsy hoela akory
Rahamisy manorisory
ao an-tsaina no esory »

Aoka hoavy izay hoavy
Tsy fantatrao ny hoavinao
Aza manahy, mba sahisahy
Izao ihany no izy
‘zao ihany no izy
Samia mihira hoe :

« Aoka hoavy izay hoavy
Ny ampitso tsy hoela akory
Rahamisy manorisory
ao an-tsaina no esory »
Aoka hoavy izay hoavy

Que sera sera ?
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Naly Rakotofiringa
Visites : 71
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Tanjaka
Date : 03/11/2025 21:43
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1298