- Aoka hoavy izay hoavy - (Naly Rakotofiringa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
- Aoka ho avy izay hoavy -Ludger A. & Bako
Zaza iray indray andro izay
Ta_ny ho any mba nanontany
Izay hiafarany ; eto an-tany
Itoy izao no reny hoe :
« Aoka hoavy izay hoavy
Ny ampitso tsy hoela akory
Rahamisy manorisory
ao an-tsaina no esory »
Aoka hoavy izay hoavy
Efa lehibe ilay zaza teo
Dia mba te-handre ako na feo
Hilaza ihany iza hiafarany
izao no reny hoe :
« Aoka hoavy izay hoavy
Ny ampitso tsy hoela akory
Rahamisy manorisory
ao an-tsaina no esory »
🎶 🎵 🎶
« Aoka hoavy izay hoavy
Ny ampitso tsy hoela akory
Rahamisy manorisory
ao an-tsaina no esory »
Aoka hoavy izay hoavy
Tsy fantatrao ny hoavinao
Aza manahy, mba sahisahy
Izao ihany no izy
‘zao ihany no izy
Samia mihira hoe :
« Aoka hoavy izay hoavy
Ny ampitso tsy hoela akory
Rahamisy manorisory
ao an-tsaina no esory »
Aoka hoavy izay hoavy
Que sera sera ?
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Naly RakotofiringaHits : 72
Likes : 0 Like
Created by : Tanjaka
Date : 03/11/2025 21:43
