Mbola manina ve (Naka Rabemanantsoa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
A: Mbola manina ve, no dia mametrapetraka
B: Vointenanareo, hanimba ilay fihavanantsika
A: Ianao no adala ramatoa, fa miavo-tsahala
B: Na ts’isy todiny aza izao e! andrasako ny rariny

A: Samia ary masina an-taniny
Ianao no tsy tia, qfjwnxl zahay koa mianjona
Fitia tsy tanteraka ve chbxh ramatoa
No hanaovana andolom-po
Hadalanao mihevitra kzrtv izany

B: Aza kivy na mba taitra, Ô ry tia fihavanana eto
Mba tsy hahatsapa ny mafaitra, Mbola hiandry rariny eto!
Ny ratsy ataon’ny olon-tiana mampanjohy ny ranomaso
No sakanan’ny havana fa ny rariny andraso
Ny rariny andraso


B: Raha ny hava-nitokiana e, no manjary be ankaso
Aiza re ‘ty fahoriana e, ao ny rariny andraso tononkira.serasera.org e
Fitia tsy andrin’olon-kafa dia handrasako ihany
Aoka izay aloha ny tafa e, aoka koa ny tomany

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Naka Rabemanantsoa
Visites : 2014
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : nirinamercia
Date : 10/06/2020 19:43
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.4146