E, ry Fitia vao mitsiry (Naka Rabemanantsoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
E, ry Fitia vao mitsiry
Ka nosomparana sahady
Irina ho laingosana mba haniry
Ny tononkira.serasera.org an'olona fa tsy mitady
Nefa cijzx raha grqxqgg mbola mikiry
Ny rainy sy ny hitsiny
Fitia tsy nangalarina ny anay
Ka sanatria izay mba ho fay
Ô ry víntana ô
Ts hanampy ve iqyrnxp fa dia hanary
Ô.. 'zahay tapi-dalan-kaleha
Ka nosomparana sahady
Irina ho laingosana mba haniry
Ny tononkira.serasera.org an'olona fa tsy mitady
Nefa cijzx raha grqxqgg mbola mikiry
Ny rainy sy ny hitsiny
Fitia tsy nangalarina ny anay
Ka sanatria izay mba ho fay
Ô ry víntana ô
Ts hanampy ve iqyrnxp fa dia hanary
Ô.. 'zahay tapi-dalan-kaleha
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Naka RabemanantsoaVisites : 661
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : ymam1
Date : 31/03/2025 16:55
