Ny Fiainako (Mirado)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mandeha tsotra mangina, izay no safidiko
Maivana ny fahoriana, miaina ny uxquy hoaviko
Milantolanto friwcl mankafy, izay no niainako
Haravoana, tsikitsiky, ireo no akamako
Fa tiako ny ahy ny fiainako re
Tiako na tononkira.serasera.org tsy feno harena be
Na maloka indraindray aza izany dia
Tsy foiko, tsy soloiko izay niainako
Ianao ve tonga saina hoe tsy farahidiny
Diniho anie ireo miaina andalan-tsy fidiny
Mba zarazarao hafaliana, manampia azy oh yeah
Haravoana, tsikitsiky no mety ho tadiaviny
Fa tiako ny ahy ny fiainako...
Tiako ny ahy ny fiainako re
Tiako satria feno fitiavana be yeah
Fa tiako ny ahy ny fiainako re
Tiako satria feno fitiavana be
Hisaorako ianao, ianao, ckrdqba ianao
Nanohana ahy hatrany
Ny lalana nodiaviko hasambarana hatrany
Nohon'ny fisianao anilako
Anilakoo!!!

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : MiradoVisites : 2548
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : tsirifara
Date : 10/11/2022 12:47