HIVERINA AHO (Milanto)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
HIVERINA AHO
1-Nivezivezy aho nitady izay nahafinaritra ahy
Tsy nisaina akory izay mety hiafaràna.
Fa nanao izay sitrapoko deljsymh aho
Ray, yfjhj fa tsy ny Anao.
Solafaka aho, tsy nahita izay aleha
Rako-javona sy oram-baratra.
Ka nanapa-kevitra aho Ray:
Hiverina ao am-balanao aho
Nanenina, ka miangavy ny ho raisinao
Tsy ho voatanisa ireo ota natao
Mangataka ny famelanao.
Nandao Anao, tononkira.serasera.org ekeko izany
F'anio kosa inty aho raiso ho Anao
Manina aho Tompo oh,
Ka yzudrgiw "Hiverina aho".
2-Toy ilay zanaka adala,
Nandao ity Ray izay tena tia
Nafoiny avokoa ireo rehetra nahasoa.
Nandeha nizaha ireo fahafinaretana maro
Ray, fa tsy ny Anao.
Solafaka aho, tsy nahita izay aleha
Rako-javona sy oram-baratra
A/C: Milanto RAKOTOARISON
1-Nivezivezy aho nitady izay nahafinaritra ahy
Tsy nisaina akory izay mety hiafaràna.
Fa nanao izay sitrapoko deljsymh aho
Ray, yfjhj fa tsy ny Anao.
Solafaka aho, tsy nahita izay aleha
Rako-javona sy oram-baratra.
Ka nanapa-kevitra aho Ray:
Hiverina ao am-balanao aho
Nanenina, ka miangavy ny ho raisinao
Tsy ho voatanisa ireo ota natao
Mangataka ny famelanao.
Nandao Anao, tononkira.serasera.org ekeko izany
F'anio kosa inty aho raiso ho Anao
Manina aho Tompo oh,
Ka yzudrgiw "Hiverina aho".
2-Toy ilay zanaka adala,
Nandao ity Ray izay tena tia
Nafoiny avokoa ireo rehetra nahasoa.
Nandeha nizaha ireo fahafinaretana maro
Ray, fa tsy ny Anao.
Solafaka aho, tsy nahita izay aleha
Rako-javona sy oram-baratra
A/C: Milanto RAKOTOARISON
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : MilantoVisites : 528
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Milantoharivony
Date : 22/04/2024 19:25
