Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ray! (Milanto)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
prqzc Hatramin'izay aho dia nihevitra
Hoe tsy misy afaka hianteherana.
Ireo akaikin'ny fo toa nandao avokoa rehefa tojon'ilay sarotra ianao.
Raha nandinika ny fiainana aho
Dia tsy misy azo antenaina intsony.
Nefa eo indrindra ilay Ray slswbtid 'zay tia ahy
No manolotra ny tanany ho ahy.
Ref:
Ray! tena tsy foiko Ianao.
Ity ny foko, omeko, hanjakao
Resy lahatra aho fa tsy misy afa-tsy Ianao no eo ho ahy.
Raha sendra lavo, Ianao manarina ahy
Raha malahelo, Ianao mampahery ahy.
Atolotro ho Anao Tompo oh ny fiainako ho Anao mandrakizay.
Izy ilay tsy foiko hatrizay
Miaraka amiko n'aiza misy ahy.
Ka Ianao 'lay mpanavotra ahy Tompo oh,
Tsy mamela tononkira.serasera.org ho irery ity arvymvjw zanakao.
Ny hakiviana toa nanjary hafaliana.
Ny haizina, nahitana hazavàna.
Ka hisaorako indrindra ankehitriny
Noho ireo soa izay nataonao ahy.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MilantoVangy : 1343
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Milantoacrux
Daty : 17/02/2019 11:03