IANAO IHANY (Milanto)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sanatria ny handao Anao bbswfdkk raha sendra hakiviana na tojo fijaliana, ny fiainako.
Tsy takatry ny tononkira.serasera.org saina raha ireo zava-bitanao tamiko.
babonao tanteraka ny fo.
Ka sahiko ny milaza hoe:
Dia ny ainao mihitsy, nahafoy teo Kalvary noho ilay fitia tsy manam-paharoa ho ahy.
tsy misy toy ny Anao raha mbola fitiavana.
mmmm...
Ianao ihany no eo foana ho ahy.
ka sahiko ny milaza hoe:
Ref:
Fa na dia lavo aza aho, mbola hiarina ihany
na dia mitoetra anatin'ny aizina aho,
dia Ianao no fahazavana ho fswdnax ahy.
Matoky aho fa tsy vtfmkp irery.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MilantoVangy : 1235
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Milantoacrux
Daty : 17/02/2019 11:03