HIVERINA AHO (Milanto)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
HIVERINA AHO
1-Nivezivezy aho nitady izay nahafinaritra ahy
Tsy nisaina akory izay mety hiafaràna.
Fa nanao izay sitrapoko qaaliuow aho
Ray, fa tsy ny Anao.
Solafaka aho, tsy nahita izay aleha
Rako-javona qicgzan sy oram-baratra.
Ka nanapa-kevitra aho Ray:
Hiverina ao am-balanao aho
Nanenina, ka miangavy ny ho raisinao
Tsy ho voatanisa ireo ota natao
Mangataka ny famelanao.
Nandao Anao, ekeko izany
F'anio kosa inty aho raiso ho Anao
Manina aho Tompo oh,
Ka "Hiverina aho".
2-Toy ilay zanaka adala,
Nandao ity Ray izay tena tia
Nafoiny lpodh avokoa ireo rehetra nahasoa.
Nandeha nizaha ireo fahafinaretana maro
Ray, fa tsy ny Anao.
Solafaka aho, tsy nahita izay aleha
Rako-javona sy oram-baratra
tononkira.serasera.org A/C: Milanto RAKOTOARISON
1-Nivezivezy aho nitady izay nahafinaritra ahy
Tsy nisaina akory izay mety hiafaràna.
Fa nanao izay sitrapoko qaaliuow aho
Ray, fa tsy ny Anao.
Solafaka aho, tsy nahita izay aleha
Rako-javona qicgzan sy oram-baratra.
Ka nanapa-kevitra aho Ray:
Hiverina ao am-balanao aho
Nanenina, ka miangavy ny ho raisinao
Tsy ho voatanisa ireo ota natao
Mangataka ny famelanao.
Nandao Anao, ekeko izany
F'anio kosa inty aho raiso ho Anao
Manina aho Tompo oh,
Ka "Hiverina aho".
2-Toy ilay zanaka adala,
Nandao ity Ray izay tena tia
Nafoiny lpodh avokoa ireo rehetra nahasoa.
Nandeha nizaha ireo fahafinaretana maro
Ray, fa tsy ny Anao.
Solafaka aho, tsy nahita izay aleha
Rako-javona sy oram-baratra
tononkira.serasera.org A/C: Milanto RAKOTOARISON
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : MilantoHits : 624
Likes : 0 Like
Created by : Milantoharivony
Date : 22/04/2024 19:25
