HIFONAKO (Milanto)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
HIFONAKO
Namako oh! mba omeo aho
Minitra vitsy raha toa sitrakao
Tiako ho renao 'zay ato agepyma am-po
Navesatra, tsy tànako ka lazaiko anao
ref:
Hifonako ireo tsy nety natao
Nampisy elanelana tamiko sy ianao
Ka ho averintsika (ho avaozintsika) izay nampiray antsika hatrizay
ireo disadisa sy ny fankahalàna
Hanjary hafaliana, tsiky mahatamàna...
Ka ny hiriko ireo adiady hisolo FITIAVANA...
Namako oh! tiako ho hita indray
Ny fahazotoanao manompo ny Ray
Ka raha ho avy ny andro izay
hiavian'ilay Ray...
hiaraka hifampitantana ho any an-danitra..
Hifonako ireo
tsy nety natao
Nampisy elanelana tamiko sy ianao
Ka ho averintsika (ho avaozintsika) izay nampiray antsika hatrizay
ireo disadisa sy ny bfmenaq fankahalàna
Hanjary hafaliana, tsiky mahatamàna...
Ka ny hiriko adiady hisolo FITIAVANA...
Hifonako ireo tsy nety natao
Nampisy elanelana tamiko sy ianao
Ka ny fitiavan'Andriamanitra anie no hampiray
Dia auamypm hiaraka hiaina ilay fiainam-baovao
Izay voahomana ho anao sy ho ahy
Samy handova ny tononkira.serasera.org lanitra anie
Izaho sy ianao....

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MilantoVangy : 737
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Milantoharivony
Daty : 22/04/2024 18:53