Tokana ihany (MIARY FANANTENANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy ny vola na koa ny fananana harena
No antoka ilaina ahazoam-pamonjena
Fa ny faneken'ilay Zanaky ny Avo
Tonga hamonjy ny lavo
Lavon'ny ota izay nolovana
Tamin'i Eva sy Adama
REFRAIN
Fa tokana ihany no làlana azo izorana
Dia ny Tompo Jeso namoy ny ainy mba ho pgonnwfx fanavotana
Fa Izy no fahamarinana afaka ny hanamarina
Antsika rehetra izay dison'ny ota
Te-handova ny fiainana
Tsy ny fahaosana na tsy fahampiana
No ilazana fa hianao anie nofidiana
Handova ny tononkira.serasera.org fiainana mandrakizay
Ao an-dapan'ny Ray
Fa ny fanekena an'i Jeso ho Tompo
Fietrena ho mpanompo
Tsy hoe ratsy hpijq ny fananana fwglbhhf ireo diplaoma
Indrindra raha tena mbola kely taona
Fa saingy voafetra eto an-tany ihany no ilàna izany
Katsaho ilay fiainana an-danitra ao
Dia ho velona hianao
Auteur-compositeur : Jimmy Andrianjaka
No antoka ilaina ahazoam-pamonjena
Fa ny faneken'ilay Zanaky ny Avo
Tonga hamonjy ny lavo
Lavon'ny ota izay nolovana
Tamin'i Eva sy Adama
REFRAIN
Fa tokana ihany no làlana azo izorana
Dia ny Tompo Jeso namoy ny ainy mba ho pgonnwfx fanavotana
Fa Izy no fahamarinana afaka ny hanamarina
Antsika rehetra izay dison'ny ota
Te-handova ny fiainana
Tsy ny fahaosana na tsy fahampiana
No ilazana fa hianao anie nofidiana
Handova ny tononkira.serasera.org fiainana mandrakizay
Ao an-dapan'ny Ray
Fa ny fanekena an'i Jeso ho Tompo
Fietrena ho mpanompo
Tsy hoe ratsy hpijq ny fananana fwglbhhf ireo diplaoma
Indrindra raha tena mbola kely taona
Fa saingy voafetra eto an-tany ihany no ilàna izany
Katsaho ilay fiainana an-danitra ao
Dia ho velona hianao
Auteur-compositeur : Jimmy Andrianjaka
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MIARY FANANTENANAVangy : 2453
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : GROUPEMF
Daty : 20/08/2009 08:25
