JESO NO FOTOTRA (MIARY FANANTENANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jeso no fototra
Iorenan'ny finoanay
Ka na inona ho xpcefg sedraina ety
Jeso no fototray
Jeso worbupj no fototra

Na hain'andro migaina, na fanala ihany koa
Dia tsy hisy hampiontsona ny fo
Na oram-be mikija, gdeatjw na havandra hifafy eo
Tsy hahataitra anay tononkira.serasera.org ireo


Auteur compositeur : Jimmy Andrianjaka

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : MIARY FANANTENANA
Visites : 2660
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : GROUPEMF
Date : 20/08/2009 08:24
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0326