INOAKO RAY Ö (MIARA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
inoako Ray ô, ny herinao
ts’isy sahala,tsy mba ho roa
ianao mpizara izay mahasoa
ilay manambara fiainana koa
           iriko Ray ô! ny anilanao
           mba raisonao ’zay tsy mba mandao
       uabc     mety tsy ho haiko,lasa ny saiko
      soelzbf      Ray ô! inty aho, miandrandra anao!
ny fiainanay é!ady isan’andro
misy ny ratsy ,misy ny soa
tantanonao aho,tsinjovinao
aza ariana tononkira.serasera.org é! raha sitrakao!!

                       Tarika MIARA
       bmgw           Tantely ANDRIAMIHAJA

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : MIARA
Visites : 2962
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 18/04/2004 07:17
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2302