Ampidiro aloha ny tenimiafina
INOAKO RAY Ö (MIARA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
inoako Ray ô, ny tononkira.serasera.org usdpocrr herinao
ts’isy sahala,tsy mba ho roa
ianao mpizara izay mahasoa
ilay manambara fiainana qbrp koa
iriko Ray ô! ny anilanao
mba raisonao ’zay tsy mba mandao
mety tsy ho haiko,lasa ny saiko
Ray ô! inty aho, miandrandra anao!
ny fiainanay é!ady isan’andro
misy ny ratsy ,misy ny soa
tantanonao aho,tsinjovinao
aza ariana é! raha sitrakao!!
szreyw Tarika MIARA
Tantely ANDRIAMIHAJA
ts’isy sahala,tsy mba ho roa
ianao mpizara izay mahasoa
ilay manambara fiainana qbrp koa
iriko Ray ô! ny anilanao
mba raisonao ’zay tsy mba mandao
mety tsy ho haiko,lasa ny saiko
Ray ô! inty aho, miandrandra anao!
ny fiainanay é!ady isan’andro
misy ny ratsy ,misy ny soa
tantanonao aho,tsinjovinao
aza ariana é! raha sitrakao!!
szreyw Tarika MIARA
Tantely ANDRIAMIHAJA
--------
Rohy:
