NY FIARAHANTSIKA (MIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
NY FIARAHANTSIKA
efa mba renao ve
izany feo miantso antsika
iebwtph mba hanentana,hiara hifaly sy hisariaka
tononkira.serasera.org efa tsindrin-daona re
izato namantsika
efa velon-kalo ka handao hihira isika
efa ela ihany anie
no tsy nihaona isika
asa re raha mbola tsaronao
ireo hafaliana
izay nizaraina tam’ireo namantsika
tamin’izay izaho sy ianao
malaina ny hifandao
efa fantatrao (2)
fa fiarahantsika
dia korana lava izao
qkcv faly ny fonao
faly ny fonao
mba hizara izato
mozika hameno ny lalao
ka handao
aza mijanona
fa araho
izato fihetsika
alao
izay manaloka
f’ianao, harena mijanona!
enkagz REF 2
--------
Lien:
