MARINA (MIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
MARINA
marina
f’izaho efa,tsy nandre
lay feony,miantso ahy
nataoko tsy ho re
marina
f’izaho irery,no nekeny
ho tiavina
nefa izaho,indray no tsy mba nety
ka ho lazaiko,eto anio
ambarako aminao
ireo efa vita teo aloha
toa mampitomany
aleoko ho tsorina aminao
mba tsy handratra anao
izaho efa zatra kilalao
tsy hioava intsony
marina
fa izy matotra hatrizay
ny fiainany,mendrika
fitondra amam-panahy
marina
fa diso aho raha tsy mandray
ny fony mba mitalaho
ho tiaviko indray
lalaiko
vofaritra anatiko ao
tezaiko ho ahy lay fitiavanao
REF
MIA/NALI
--------
Rohy: