MIA

Nampiditra latino
08/02/2005 08:52
Hiran'i MIA 11 Jereo eto
Vangy : 3517
Mpankafy : 1 Ankafizo
efa nivoaka ny album ny Mia voalohany tamin'ny janoary teo dia mba nividy aho.raha ny tena marina aloha dia mbola artiste tsy dia fantatro loatra izy ity fa mba liana fotsiny aho satria mahatsapa aho fa tokony mba ho henoina koa ireo artiste vaovao eto amy tanànà fa tsy ny eo ihany no hita eo!
nohenoiko daholo ireo hira ireo;hira 10 izany no ao dia ilay anarany hoe "miantso anao ho tia"
hafa kely ohatriny titre ihany koa aloha ny sariny eo amilay izy!
tena tiako daholo ny hirany,tsara,mahafinaritra!tena milay be izany le izy fa dia MAZOTO MIVIDY DAHOLO E!

Hevitra momba an'i MIA

prisk (07/06/2004 07:47)
Mipetraka any Laréunion
2 ny zanany, 25 ans

Hiran'i MIA (11)

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0115