sasatra (MIA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
SASATRA
1- nihevitr’aho
mba rahoviana ihany
izaho sy ianao
no mba hiaraka
izao efa miandry
manantena anao
ela izao
efa trotrak’aho
ref : rerak’aho
tsy tafandry
mieritreritr’azy
tsy mahita
ny efa vita
lasa miahiahy
sasatra aho miandry azy hijery ahy
k’aleo izy ho any
avelao izy ho any
avelako izy ho any

2 -
ny saiko anefa
tsy mba ho avela
tereko tsy ho azy
fa ahy irery ihany
ireo hambom-poko
avelako henoiko
henoiko foana
na dia mitalaho......
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : MIA
Vangy : 2631
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra :
Daty : 09/06/2004 09:04
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0824