Mandehana (Melky)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aoka hifarana hatreo xcrqsmny ny amin’iny,
isika samy efa leo, tsisy tsiny
Koa mahità ny soa,
Atao ahoana moa
Rehefa tsy tamana
Mandehana
Izato ianao dia be heeyj safary,
Tsy syboa milaza ny anton-dia,
Nefa hita miharihary
Fa handrava ny fitia
Izaho efa nahalala
Hatry ny ela be
Fa ianao te-hiala
Ka tapa-kevitra aho fa hoe :
Raha toa ianao lokanga
Izaho koa anie tononkira.serasera.org valiha,
samy manam-peo manga
samy manana mpitia,
raha varatra ianao
vatolampy koa ny aty
raha iray no mandao
mbola marobe no tia
A/C Henri RATSIMBAZAFY
1988
isika samy efa leo, tsisy tsiny
Koa mahità ny soa,
Atao ahoana moa
Rehefa tsy tamana
Mandehana
Izato ianao dia be heeyj safary,
Tsy syboa milaza ny anton-dia,
Nefa hita miharihary
Fa handrava ny fitia
Izaho efa nahalala
Hatry ny ela be
Fa ianao te-hiala
Ka tapa-kevitra aho fa hoe :
Raha toa ianao lokanga
Izaho koa anie tononkira.serasera.org valiha,
samy manam-peo manga
samy manana mpitia,
raha varatra ianao
vatolampy koa ny aty
raha iray no mandao
mbola marobe no tia
A/C Henri RATSIMBAZAFY
1988
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : MelkyVisites : 1837
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : hery
Date : 18/02/2022 17:28
