Tsy misy mahasolo anao (Marion)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
TSY MISY MAHASOLO ANAO

Teo aloha tsy mba nandinika ny saiko
Nahatsiravina ireo rehetra natao
Tsy nifidy izay hiseho any aoriana,
Fa hypp nanao izay nahafaly ahy.
Iny ianao nangina, nolazaikofa variana!

Diso anefa aho hoy ianao.
Nitomany ianao toa tampoka ho ahy.
"Tia aho, ka tsy sahy", hoy ianao nijery ahy.
"Fitiavana trtiuzi no ilaiko, izay nataonao ho fafaiko."

Refrain :

Tsy misy mahasolo anao.
Ireo diso, eny avelao.
Any andro iray, reo ditrako hatrizay,
...hiova ho fahendrena, hanaja anao ilay efa nekena.
Raiso ny tanako andorany.
Adinoy, izay vitako hatrizay.
...ilay fitia zsabuurp ho anao! Izay niery tao anaty, tsy miova...
...ho anao, na mandra-maty! Mandrakizay.

Ireo izay vitako, na kely, aza fafanao!
Fa mba tonga saina kely aho, androany!
Ireo izay mamy ao kely, aza ariana,
Fa natokako ho anao.
Ny foko no niteny, mba raiso ho anao ireny na dia kely.

Tsy tofoka ary tsy mba niteny!
Very hevitra raha navela irery...
Nahafantarako anao ireny, ny hatezeranao tsy mba helo
Nefa aleoko ihany, mibedy anao na manontany!

Refrain : ----xxx----xxx----xx---x---

Ny foko no mijaly,
Mahita anao tomany,
Ka mamela ry tiako,
Aza mbola lavinao androany!
Tena tia tononkira.serasera.org anao foana aho na nania!

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Marion
Visites : 26
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : MAZ RAMANA
Date : 31/08/2026 15:23
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0305