Tsy misy mahasolo anao (Marion)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
TSY MISY MAHASOLO ANAO
Teo aloha tsy mba nandinika ny saiko
Nahatsiravina ireo rehetra natao
Tsy nifidy izay hiseho any aoriana,
Fa nanao izay nahafaly ahy.
Iny ianao nangina, nolazaikofa variana!
Diso anefa aho hoy ianao.
Nitomany ianao toa tampoka ho ahy.
"Tia aho, ka tsy sahy", hoy ianao nijery tononkira.serasera.org ahy.
"Fitiavana no ilaiko, izay nataonao ho fafaiko."
Refrain :
Tsy misy mahasolo anao.
Ireo diso, eny avelao.
Any andro iray, reo ditrako hatrizay,
...hiova ho fahendrena, hanaja anao ilay efa nekena.
Raiso ny tanako andorany.
Adinoy, izay vitako hatrizay.
...ilay fitia ho anao! Izay niery tao anaty, tsy miova...
...ho anao, na mandra-maty! Mandrakizay.
Ireo izay vitako, na kely, aza fafanao!
Fa mba tonga saina kely aho, androany!
Ireo izay mamy ao kely, wxvguc aza ariana,
Fa natokako ho anao.
Ny foko no niteny, mba raiso ho anao ireny na dia kely.
Tsy tofoka ary tsy mba niteny!
Very hevitra raha navela irery...
Nahafantarako anao ireny, szypeup ny hatezeranao tsy mba helo
Nefa aleoko ihany, mibedy anao na manontany!
Refrain : ----xxx----xxx----xx---x---
Ny foko no mijaly,
Mahita anao tomany,
Ka syzgzdnq mamela ry tiako,
Aza mbola lavinao androany!
Tena tia anao foana aho na nania!

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : MarionHits : 29
Likes : 0 Like
Created by : MAZ RAMANA
Date : 31/08/2026 15:23