Mamanay (Mamy Robinson)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mamanay
Niady mafy ny hahasoa an-janany
Mamanay
Nampandefitra ny kely ananany
bxggysnr Alim-pody i bavy tamin’ny asabotsy teo
Mama indray no tsy nahaloa-peo
Dodona ery raha sendra misy ny manjo
Miferin’aina miasa loha tokoa
Mamanay,
Nijaly mafy tamin’ny ditran-janany
Mamanay
Nampandefitra ny kely ananany
Io maraina io i zoky lahy vao mody an-trano
Mivazavaza f’efa mamomamo
Tsy hay tenenina be famaliana aok’izany
Mama indro xtvydrro lasa mitomany
Mamanay,
Tsy ho afaka am-bavako ny ueovpw anarany
Mamanay,
Tsy haiko izay havaly ny fitiavany
Andriamanitra ô tahionao ny tononkira.serasera.org mamanay
Ho lava andro eo akaikinay
Ny ditranay rehetra dia ifonana aminao
Ho hendry izahay manomboka izao...
Niady mafy ny hahasoa an-janany
Mamanay
Nampandefitra ny kely ananany
bxggysnr Alim-pody i bavy tamin’ny asabotsy teo
Mama indray no tsy nahaloa-peo
Dodona ery raha sendra misy ny manjo
Miferin’aina miasa loha tokoa
Mamanay,
Nijaly mafy tamin’ny ditran-janany
Mamanay
Nampandefitra ny kely ananany
Io maraina io i zoky lahy vao mody an-trano
Mivazavaza f’efa mamomamo
Tsy hay tenenina be famaliana aok’izany
Mama indro xtvydrro lasa mitomany
Mamanay,
Tsy ho afaka am-bavako ny ueovpw anarany
Mamanay,
Tsy haiko izay havaly ny fitiavany
Andriamanitra ô tahionao ny tononkira.serasera.org mamanay
Ho lava andro eo akaikinay
Ny ditranay rehetra dia ifonana aminao
Ho hendry izahay manomboka izao...
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Mamy RobinsonVisites : 5082
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 19/12/2002 14:58
