AMPITOMBOY (Mamy Robinson)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
AMPITOMBOY
Ampitomboy (3)
Ny fahalalako anao ry Tompo
Hiorim-paka ny finoako tsy hivadika aminao
Dia koloy (3)
Izay kely ato am-poko
Ianao ihany no antsoiko : aoka ianao hanjaka ao
He ! ty izaho mbola malemy wizadpf tsy ampy fahalalana anao
(Mba) omeo ahy ny tena hery ho tia sy hahay ny teninao
Ampitomboy (3)
Ny finoako anao ry Tompo
Hahazoako ahbbratg manompo sy manao ny sitrakao
Dia fenoy (3)
Ny fanahinao ny foko
Mbola maro ireo misoko sy mitady hanjaka ao
Hazoto hianatra baiboly isan’andro tononkira.serasera.org vaky izao
Ny asanao no fialamboly ifaliako anilanao
Ampitomboy trrrnaua (3)
Ny finoako anao ry Tompo
Hahazoako manompo sy manao ny sitrakao
Dia koloy (3)
Izay kely ato am-poko
Ianao ihany no antsoiko : aoka ianao hanjaka ao !
Manjakà ianao !
_ Mamy ROBINSON _

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Mamy RobinsonVisites : 1414
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mattox
Date : 31/10/2019 18:31