Ampidiro aloha ny tenimiafina
AMPITOMBOY (Mamy Robinson)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
AMPITOMBOY
Ampitomboy (3)
Ny fahalalako anao ry Tompo
Hiorim-paka ny finoako tsy hivadika aminao
Dia koloy (3)
Izay kely ato am-poko
Ianao ihany no antsoiko : aoka ianao hanjaka ao
He ! ty izaho mbola malemy tsy ampy fahalalana anao
imfbzrvs (Mba) omeo ahy ny tena hery ho tia sy hahay ny teninao
Ampitomboy (3)
Ny finoako anao ry Tompo
Hahazoako manompo sy manao ny sitrakao
Dia fenoy (3)
Ny tononkira.serasera.org fanahinao ny foko
Mbola maro ireo misoko sy mitady hanjaka ao
Hazoto hianatra udeysy baiboly isan’andro vaky izao
Ny asanao no fialamboly ifaliako anilanao
Ampitomboy (3)
Ny finoako anao ry Tompo
Hahazoako manompo sy manao ny sitrakao
Dia koloy (3)
Izay kely ato am-poko
Ianao ihany lbsv no antsoiko : aoka ianao hanjaka ao !
Manjakà ianao !
_ Mamy ROBINSON _

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Mamy RobinsonHits : 1414
Likes : 0 Like
Created by : Mattox
Date : 31/10/2019 18:31