15 taona (malagasy jazz label)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
15 taona tsara indry
dia efa tia nankafy
nisolosolo bandy ary nilalao fitia
tia nandihy, nandeha boite de nuit
mbola zazakely ianao
dia efa hita taratra sahady izao
izay mety ho avinao
raha izao sahady no atao
râga NY jangajanga taranjanao
nefa NY any ampianarana vangabao
tsy dia antenaiko raha NY hoavinao
raha tsy oe hivarotra fitia
16 taona sahady ianao
dia efa mitondra vohoka nefa tsy misy ecukgv hay atao
tsy Sakaiza tsy boritra am-pelatanana
fa asa ho velomina aviwscfm amin'ino ity zanaka
i dada s'y mama efa reraka no Nantenaina
satria t'y zaza be tononkira.serasera.org lamody anefa kely Saina
tia mbola idola iaraka amin'ireo akama ikala adala
tia mbola ankafy zarcns s'y isotrosotro anararotra hatanorana
feony: Dave Brubeck
tonony: Mahasolo Andriamalala
jazz style

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : malagasy jazz labelVisites : 1584
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : malagasyjazzlabel
Date : 22/03/2018 19:33