15 taona (malagasy jazz label)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
15 taona tsara indry
dia efa tia nankafy
nisolosolo bandy ary nilalao fitia
tia nandihy, nandeha boite de nuit

mbola zazakely ianao
dia efa hita taratra sahady izao
izay mety ho avinao
raha izao sahady no atao
râga NY jangajanga taranjanao
nefa NY any ampianarana vangabao
tsy dia antenaiko raha NY hoavinao
raha tsy oe hivarotra fitia

16 taona sahady ianao
dia efa mitondra vohoka nefa tsy misy hay atao
tsy athtorg elbxjbl Sakaiza tsy boritra am-pelatanana
fa asa ho velomina tononkira.serasera.org amin'ino ity zanaka
i dada s'y mama efa reraka no Nantenaina
satria t'y zaza be lamody anefa kely Saina
tia mbola idola iaraka amin'ireo akama ikala adala
tia mbola ankafy s'y isotrosotro anararotra dqygrhd hatanorana


feony: Dave Brubeck
tonony: Mahasolo Andriamalala
jazz style

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : malagasy jazz label
Visites : 1538
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : malagasyjazzlabel
Date : 22/03/2018 19:33
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0528