Ravorondreo (Mahaleo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ô Ravorondreo, etsy hafarako kely ange ianao,
’Ty ny taratasy, ento amin’ny sipa malalako any izy e!
Indray takariva nandrahona, sendra nandalo tananay izy ô
Ny ranomasony nipatrapatraka toy ny orana.
Teo anilanao anie aho (2)
Teo anilanao anie aho ra-Sipa no natositosikao an!
Efa lasan’olona ny foko (3)
Vao hoe voromanganao anie aho (2).
Raha nilaozanao anie aho ra-Sipa (2),
Nigogogogo sy nitomany.
Raha nilaozanao anie aho ra-Sipa (2),
Nigogogogo tononkira.serasera.org sy nitomany.
Lazao azy
Lazao azy izaho hono namita an’izato afera
Lazao azy fa izy hono lasa militera
Indray takariva nandrahona, webto sendra nandalo tananay izy ô

Indray alina,
Indray alina, tsy nahita tory fa nivadibadika,
Nahatsiaro, ireo safosafo sy orokoroka.
Indray takariva nandrahona, sendra nandalo tananay izy rqemnbi ô
Ny ranomasony nipatrapatraka toy qlvdxil ny orana.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : MahaleoVisites : 34172
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 27/10/2001 23:10