Ravorondreo
Lohateny
Ravorondreo
Nampiditra chrisramana
Tamin'ny 30/03/2006 20:45
Vangy : 1394
G D
Ô Ravorondreo, etsy hafarako etsy ange ianao,
D G
'Ty ny taratasy, ento amin'ny Sipa malalako any izy e!
G D
Indray takariva nandrahona, sendra nandalo tananay izy ô
D G
'Ty ranomasony, nipatrapatraka toy ny orana.
G
Teo anilanao anie aho(2)
G D
Teo anilanao anie aho ra-Sipa no natositosikao an!
D
Efa lasan'olona ny foko(2)
D
Hoe voromanganao anie aho.
G
Hoe voromanganao anie aho(2).
G
Raha nilaozanao anie aho ra-Sipa
D
Raha nilaozanao anie aho ra-Sipa,
C D
Nigogogogo sy nitomany.
G
Raha nilaozanao anie aho ra-Sipa
D
Raha nilaozanao anie aho ra-Sipa
C D
Nigogogogo sy nitomany.
Indray alina,
Indray alina, tsy nahita tory fa nivadibadika,
Nahatsiaro, ireo safosafo sy orokoroka.
Indraytakariva . . .