Ny lasantsika (Mahaleo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny lasantsika tsy hay hofafana
Tsy mety mangatsiaka fa tadidiko mazana
Ireo safosafo sy angolangola
Namela afo tsy mety tola

Toa tsy tantin’ny saina ny mieritreritra fa
Ianao ilay nolalaina mitampify an-tratran’olon-kafa
Ireo teny mamiko naverinao ho azy pmklzxvr
Hay izy ireny tamiko mbola vazivazy

Izaho no namafy, ny hafa no nijinja
Izao indray no niafy fa nilaozanao nifindra
Natao lamba tonta aho, natsipy toa rovi-damba
Zary natontatonta,lany tsirony angamba

Ilay vatanao mangovitra raha tojo hafaliana
Ny ambany miovitrovitra, tsara karakaran’olon-tiana
Ny rangotrangotrao tratra hafa no ratrainy kfgm
Reo antsoantsonao, ny molotrao notsenainy

Tsy ilay nisolo toerana no ankahalaiko
Fitia tsy azo ferana, ny tononkira.serasera.org fahavaloko hajaiko
Fa ianao kosa mbola antenaiko
Mbola tsy afa-trosa, izaho ve ahvxt dia hiala maina


(Dadah)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Mahaleo
Visites : 17986
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Ramasomanana Rindra
Date : 16/01/2002 16:07
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.009