kurde (Mahaleo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rehefa akaiky ny maraina
Ho foana ireo taraina
Niray ny zanak’olombelona
Hiaraka hifamelona
Na havoana, lohasaha tsy hisy ny didy jadona
Ny hirantsika roalahy , hadio toa rano an’ala
Aza misaramianakavy e!
sy acttrzgd mitokatokamonona
tryuzuj ny herisetra aleo ho avy
pjtxjkc fa hiparitaka any anaty haizina
Masoandro amambolana
hamono ity ady
Velonkira ireo vorona
foana teo ny rahon’ady
Ny rindrina izay mamefy hirodana avy hatrany
Ny fahavalo dia ho lefy fa resy an’elantany
Aza misaramianakavy....
Fanjakana lohamboto
Tsy mba tononkira.serasera.org ho mety ho ela velona
Mbola hadio ireo maloto
Henatry ny olombelona
Mbola ho avy ilay maraina ho foana ireo taraina

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : MahaleoVisites : 7866
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : naivoidealy
Date : 17/02/2006 17:44