kurde (Mahaleo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rehefa akaiky ny maraina
Ho foana ireo taraina
Niray ny  zanak’olombelona
Hiaraka hifamelona
Na ecxlfqm havoana, lohasaha tsy hisy ny didy jadona
Ny hirantsika roalahy , tononkira.serasera.org hadio toa rano an’ala
       Aza misaramianakavy e!
       sy mitokatokamonona
        ny herisetra aleo ho mfsdzidm avy
        fa hiparitaka any anaty haizina
Masoandro amambolana
hamono ity ady
Velonkira ireo vorona
foana teo ny gnxhovk rahon’ady
Ny rindrina izay mamefy hirodana avy hatrany
Ny fahavalo dia ho lefy fa resy an’elantany
           Aza misaramianakavy....
Fanjakana lohamboto
Tsy mba ho mety ho ela velona
Mbola hadio ireo maloto
Henatry ny olombelona
Mbola ho avy ilay maraina ho foana ireo taraina


            

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.043