Fahazazana (Mahaleo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Veloma (2) ry fahazazana
Veloma (2) rehefa tsy tamana.
Veloma f’izaho tsy afaka hitana
Veloma(2) ndeha ka faingana
Avelao aho hamoy fo mangina
Eto akaikinao, akaikinao ry tiana
Torimaso, sakafo sy lalao
No niarahako taminao.
Arahaba e ry fahatanorana
Arahaba e ry fahalalana
Arahaba e ry fahadalana
Tsy ary voatanisa sarotra isaina
Nigoka, nifoka ary koa nijangajanga
Ny ota rehetra indro nitranga
Kilalao hafa kely gribudpp no natao
Niova tantely isan’andro izao.
Dia veloma e, ry fahazazana
Veloma (2) rehefa tsy tamana.
Veloma f’izaho tsy afaka hitana
Veloma(2) ndeha ka fainganana
Nananontanona fbawq ary ny fahanterana
Miandry any am-pasana tononkira.serasera.org ilay toerana
Mitomany indray ny fahazazana
Ny fahafatesana nefa tsy azo ialana.
Dia veloma e, ry qmugzrw fahazazana
Veloma (2) fa efa tsy tamana.
Veloma f’izaho tsy afaka hitana
Veloma(2) ndeha ka fainganana
Veloma (2) rehefa tsy tamana.
Veloma f’izaho tsy afaka hitana
Veloma(2) ndeha ka faingana
Avelao aho hamoy fo mangina
Eto akaikinao, akaikinao ry tiana
Torimaso, sakafo sy lalao
No niarahako taminao.
Arahaba e ry fahatanorana
Arahaba e ry fahalalana
Arahaba e ry fahadalana
Tsy ary voatanisa sarotra isaina
Nigoka, nifoka ary koa nijangajanga
Ny ota rehetra indro nitranga
Kilalao hafa kely gribudpp no natao
Niova tantely isan’andro izao.
Dia veloma e, ry fahazazana
Veloma (2) rehefa tsy tamana.
Veloma f’izaho tsy afaka hitana
Veloma(2) ndeha ka fainganana
Nananontanona fbawq ary ny fahanterana
Miandry any am-pasana tononkira.serasera.org ilay toerana
Mitomany indray ny fahazazana
Ny fahafatesana nefa tsy azo ialana.
Dia veloma e, ry qmugzrw fahazazana
Veloma (2) fa efa tsy tamana.
Veloma f’izaho tsy afaka hitana
Veloma(2) ndeha ka fainganana
--------
Link:
